FIANGONAN'I
JESOA KRISTY ETO MADAGASIKARA
EGLISE DE JESUS CHRIST A MADAGASCAR SEHATRA TEOLOJIKA HO AN'NY LAIKA ( SE.TE.LA.) CENTRE CHRETIEN DE FORMATION THEOLOGIQUE DES LAICS FACULTE DE
THEOLOGIE D'AMBATONAKANGA – ANTANANARIVO MADAGASCAR |
|
|
Faly miarahaba anao amin’ny anaran’ny
Tompo . Efa mikatona ity site web ity amin’izao
fotoana izao , fa hisy site vaovao hisokatra izay tafiditra ao anatin’ny
fankalazana ny fahafolo taonan’ny SETELA . Hitondra adiresy vaovao io site io
ka tsy maintsy ho fantatsika eo ihany . Manao veloma finaritra antsika rehetra
ary ho an’Andriamanitra irery ihany anie ny voninahitra . |
Faculté de Théologie d'Ambatonakanga |