|
|
taratasyifanomezam-baovao
sy ifampitaizana
ato amin地y Synodam-paritany FJKM antananarivo Atsinanana |
Gazety
iandraiketan地y Diakona sy Loholona ary ny Mpitandrina ao amin地y Synodamparitany
Antananarivo Atsinanana
Mpiara-mivavaka
amin'ny Fiangonana 141 no iray Synodamparitany hivantanan'ny gazety isam-bolana.
3
000 no isan'ny natonta tamin'ny laharana faharoa ary heverina ho 5 000
izany atsy ho atsy.
Ny
asabotsy 8 avrily 2000 no nanehoana ny gazety tamin'ny fomba ofisialy tao
amin'ny FJKM Ambohitrarahaba ary ny Pasitera Andriamanjato Richard, sy
ny Diakona Rahaga Ramaholimihaso talen'ny gazety Tribune no nifandimby
nandaha-teny tamin'izany.
Azonao atao ny manao famandrihana herintaona
Mandray ny dokam-barotrao koa ny gazety tia .
Tonian地y Famoahana : Rabenasolo Andriamanganiaina
Laharana gazety "tia" efa nivoakaAndrana (aogositra sy septambra 1999)
Fifidianana Ben'ny tanàna (novambra 1999)
Krismasy (desambra 1999)
Laharana voalohany (janoary sy febroary 2000)
|
|
||
|---|---|---|
|
|
|
|
|
|
|
|
|
|
||
|
|
|
|
|
|
|
|
|
|
|
|
TiTKTokantranoKristiana |
Tafatsangana anatin地y Firaisan地y
Diakona sy Loholona (FDL) ny rafitra vaovao enti-miasa. Nalamina ho Folotrano
ireo Fiangonana 141 anatin地y Synodamparitany, araka ny fitanisana ao amin地y
takila afovoan地y gazety "
tia
" laharana faha-2.
Endri-javatra telo no vokatr段zany eo amin地y fitantanana ny TiTK :
|
Endriky ny fanohananao manokana ny gazety ny fanaovanao famandrihana herintaona sy dokam-barotra ao aminy, ary dia isaorana anao sahady amin'ny anaran'ny Tompontsika. Raha mpamandrika na mpanao dokam-barotra monina ivelan'Antananarivo na ivelan'i Madagasikara ianao, dia manorata amin'ny Foiben'ny FDL SP Aa 12 fa am-pitiavana no hanomezana anao fahafaham-po feno. Arakaraka ny firenena andefasana ny gazety ny sarany amin'ny Paositra.
FAMANDRIHANA " tia"
Famandrihana tsotra herintaona : 10 000 Fmg
Famandrihana fanohanana herintaona : 25 000 Fmg
DOKAM-BAROTRA"tia "Takila iray indray miseho : 100 000 Fmg
Herintaona (laharana 12 ) : 1 000 000 Fmg
Adiresy ifandraisana amin地y
Foiben地y Firaisan地y Diakona sy
Loholona
Synodamparitany FJKM Antananarivo
Atsinanana :
Foibe FDL SP Aa 12
Rabenasolo A.
19, cité Mahatazana Ampandrianomby
101 - Antananarivo
Madagascar
(261-20) 22 412 03
E-mail : rabenasl@dts.mg
© FDL SP Aa 12 - Avril 2000